Jeremia 37:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy i Jeremia tamin’i Zedekia Mpanjaka, avy eo: “Fa dia inona loatra no fahotana vitako taminao sy tamin’ny mpanomponao ary tamin’ity firenena ity+ no ataonareo am-ponja aho? Hebreo 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Eny, ny sasany niharam-pitsapana ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana+ sy natao am-ponja+ koa.
18 Hoy i Jeremia tamin’i Zedekia Mpanjaka, avy eo: “Fa dia inona loatra no fahotana vitako taminao sy tamin’ny mpanomponao ary tamin’ity firenena ity+ no ataonareo am-ponja aho?
36 Eny, ny sasany niharam-pitsapana ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana+ sy natao am-ponja+ koa.