FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa tonga any Zoana+ ny andrianany, ary tonga hatrany Hanesa ny iraka nalefany.

  • Jeremia 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Na ireo mponin’i Nofa+ sy Tapanesa+ aza mba nitsentsitra anao, ka nataony sola hatrany an-tampon-dohanao ianao.+

  • Jeremia 44:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nonina tatỳ Ejipta,+ dia ireo nonina tao Migdola+ sy Tapanesa+ sy Nofa+ ary Patrosa:+

  • Ezekiela 30:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ho maizina ny andro ao Tapanesa,+ rehefa hotapahiko ao ny ziogan’i Ejipta.+ Koa hataoko mifarana hatreo ilay heriny izay ireharehany.+ Ho voasaron-drahona kosa izy+ ary ho lasa babo ireo tanàna miankina aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara