2 Mpanjaka 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy nivoaka avy ao amin’ny taniny intsony+ ny mpanjakan’i Ejipta,+ satria nalain’ny mpanjakan’i Babylona ny tany rehetran’ny mpanjakan’i Ejipta,+ nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i+ Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata.+ Isaia 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa maro amin’izy ireo no ho tafintohina sy ho lavo sy ho potipotika, ary ho voafandrika sy ho voasambotra.+
7 Ary tsy nivoaka avy ao amin’ny taniny intsony+ ny mpanjakan’i Ejipta,+ satria nalain’ny mpanjakan’i Babylona ny tany rehetran’ny mpanjakan’i Ejipta,+ nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i+ Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata.+
15 Koa maro amin’izy ireo no ho tafintohina sy ho lavo sy ho potipotika, ary ho voafandrika sy ho voasambotra.+