Joba 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy manan-kery izy noho ny tsy fisiana sy ny hanoanana,Ary zara izy raha mahita hotsakoina any amin’ny faritra karakaina,+Izay nisy tafiotra sy fandravana omaly. Jeremia 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho toy ny hazo tokana any amin’ny lemaka karakaina izy, ka na tonga aza ny soa, dia tsy mba hahita izany izy.+ Honina any amin’ny faritra ngazana any an-tany efitra izy, any amin’ny tanin-tsira tsy misy mponina.+
3 Tsy manan-kery izy noho ny tsy fisiana sy ny hanoanana,Ary zara izy raha mahita hotsakoina any amin’ny faritra karakaina,+Izay nisy tafiotra sy fandravana omaly.
6 Ho toy ny hazo tokana any amin’ny lemaka karakaina izy, ka na tonga aza ny soa, dia tsy mba hahita izany izy.+ Honina any amin’ny faritra ngazana any an-tany efitra izy, any amin’ny tanin-tsira tsy misy mponina.+