FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona+ sy Elale+ sy Kiriataima,+

  • Jeremia 48:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Moaba:+ “Nidiran-doza i Nebo+ fa voaroba! Menatra sy azo babo i Kiriataima.+ Menatra sy mihorohoro ilay tendrombohitra fandosirana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara