Genesisy 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Jakoba, ka nisikina lamba gony sady nisaona an-janany andro maro.+ Ezekiela 27:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hosolain’izy ireo ny lohany noho ny aminao.+ Ary hisikina lamba gony izy ireo,+ sady hitomany anao satria ory dia ory,+ ka hidradradradra mafy. Daniela 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nitodika+ tamin’i Jehovah Andriamanitra aho mba hitady azy, ka nivavaka+ sy nitalaho taminy sy nifady hanina ary niakanjo gony sy nihosin-davenona.+
34 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Jakoba, ka nisikina lamba gony sady nisaona an-janany andro maro.+
31 Hosolain’izy ireo ny lohany noho ny aminao.+ Ary hisikina lamba gony izy ireo,+ sady hitomany anao satria ory dia ory,+ ka hidradradradra mafy.
3 Koa nitodika+ tamin’i Jehovah Andriamanitra aho mba hitady azy, ka nivavaka+ sy nitalaho taminy sy nifady hanina ary niakanjo gony sy nihosin-davenona.+