19 Ary hoy i Ahimaza+ zanak’i Zadoka: “Mba avelao re aho hihazakazaka hilaza ny vaovao amin’ny mpanjaka, fa efa nitsara azy i Jehovah mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.”+
14 Navoaka tao an-dapan’i Sosana+ koa ilay lalàna. Dia lasa ireo iraka+ mitaingina soavaly haingam-pandeha, fanaovana fanompoana ho an’ny mpanjaka, ka nasaina nandeha haingana sy niolomay+ noho ny tenin’ny mpanjaka.