40 Koa tandremo ny fitsipiny+ sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa+ foana ianao sy ny taranakao, ary mba ho lava andro iainana ianao eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao+ anao.”
18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely,+ amin’izany andro izany, ka hiara-mivoaka+ avy ao amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razanareo.+