Isaia 47:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tofoka amin’ny mpanolo-tsaina maro be ianao. Aoka hitsangana hamonjy anao ireny ankehitriny, dia ireo mpivavaka amin’ny lanitra, ireo mpijery ny kintana,+ ireo mampahafantatra anao isaky ny tsinam-bolana izay hitranga aminao.
13 Tofoka amin’ny mpanolo-tsaina maro be ianao. Aoka hitsangana hamonjy anao ireny ankehitriny, dia ireo mpivavaka amin’ny lanitra, ireo mpijery ny kintana,+ ireo mampahafantatra anao isaky ny tsinam-bolana izay hitranga aminao.