Hagay 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Raha misy olona mitondra hena masina ao anaty lambany, ka voakasiky ny lambany ny mofo, na ny zavatra nandrahoina na ny divay na ny menaka na ny karazan-tsakafo hafa, ho lasa masina+ ve izany?”’” Dia hoy ny mpisorona: “Tsia!”
12 “Raha misy olona mitondra hena masina ao anaty lambany, ka voakasiky ny lambany ny mofo, na ny zavatra nandrahoina na ny divay na ny menaka na ny karazan-tsakafo hafa, ho lasa masina+ ve izany?”’” Dia hoy ny mpisorona: “Tsia!”