FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary milaza amin’izay mahita izy ireo hoe: ‘Aza mijery’, ary amin’izay mahazo fahitana hoe: ‘Aza maminany zavatra marina momba anay.+ Teny fandokafana no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+

  • Amosa 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Nampisotroinareo divay anefa ny Nazirita,+ ary nomenareo didy ny mpaminany hoe: “Aza maminany.”+

  • Amosa 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa henoy àry ny tenin’i Jehovah: ‘Ianao mantsy niteny hoe: “Aza milaza faminaniana mamely ny Israely,+ ary aza miteny+ hanohitra ny taranak’i Isaka na indraim-bava aza.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara