Jeremia 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza atao tsinontsinona izahay noho ny anaranao.+ Aza hamavoina ny seza fiandriananao be voninahitra.+ Mba tsarovy re, ary aza mivadika amin’ny fifanekena nataonao taminay e!+
21 Aza atao tsinontsinona izahay noho ny anaranao.+ Aza hamavoina ny seza fiandriananao be voninahitra.+ Mba tsarovy re, ary aza mivadika amin’ny fifanekena nataonao taminay e!+