Jeremia 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Haripany ny vokatrao sy ny mofonao.+ Haripany ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy. Haripany ny omby aman’ondrinao. Haripany koa ny voalobokao sy ny aviavinao.+ Dia hopotipotehiny amin’ny sabatra ny tanàna mimanda nitokisanao.”
17 Haripany ny vokatrao sy ny mofonao.+ Haripany ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy. Haripany ny omby aman’ondrinao. Haripany koa ny voalobokao sy ny aviavinao.+ Dia hopotipotehiny amin’ny sabatra ny tanàna mimanda nitokisanao.”