FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nopotehiny toy ny trano bozaka eny an-jaridaina+ ny trano rantsankazony.+ Noravany ny fetiny.

      Nataon’i Jehovah hadino ny fety+ sy ny sabata, tao Ziona.

      Ary tsy nohajainy ny mpanjaka sy ny mpisorona, rehefa nanameloka tamin-katezerana izy.+

  • Hosea 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hatsahatro daholo ny fotoam-pifaliany:+ Ny fetiny,+ ny tsinam-bolany,+ ny sabatany, eny, ny fotoanan’ny fetiny rehetra.

  • Amosa 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hovako ho fisaonana ny fetinareo,+ ary ho hira fisaonana ny hira rehetra fanaonareo. Hataoko misikina lamba gony ny olon-drehetra, ary hosolaina ny lohan’izy rehetra.+ Koa hataoko toy ny fisaonana zanaka lahitokana izany,+ ary ho toy ny andro mangidy no hiafaran’izany.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara