FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia izaho mihitsy no hanao izay hahavitsy anareo,+ ka tsy hiantra anareo ny masoko+ ary tsy hangoraka anareo aho,+ satria ny toerako masina no nolotoinareo tamin’ireo zava-maharikoriko+ sy zava-mahatsiravina+ rehetra nataonareo.

  • Ezekiela 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy hiantra ny masoko+ ary tsy hangoraka aho.+ Hovaliako araka ny nataonao ianao, ary ho tsapanao fa mivaly aminao ny vokatr’ireo zava-maharikoriko nataonao.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no mamely anareo.+

  • Ezekiela 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izaho koa mba tsy hiantra+ sy tsy hangoraka,+ fa hatsingeriko eo an-dohany ny nataony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara