FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tezitra tamin’ny oloko aho.+ Nozimbazimbaiko ny lovako,+ ka natolotro teo an-tananao.+ Tsy niantranao mihitsy anefa izy ireo,+ fa na ny lahiantitra aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+

  • Jeremia 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mirehitra ato anatiko ny fahatezeran’i Jehovah, ary sasatry ny mitana izany aho.”+

      “Aoka ianao hanampatra ny fahatezeranao amin’ny ankizy eny an-dalambe,+ sy amin’ny andiana tovolahy mpinamana akaiky. Fa samy ho tratran’izany daholo na ny lehilahy na ny vadiny, na ny lahiantitra na ny efa ela niainana.+

  • Fitomaniana 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nozarazarain’i Jehovah ireny,+ ary tsy hijery azy intsony izy.+

      Ny olona dia tsy hiraharaha ny mpisorona,+ sady tsy ho tsara fanahy amin’ny lahiantitra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara