24 “Ary hivoaka izy ireo ka hitazana ny fatin’ireo olona nandika ny lalàko.+ Fa tsy ho faty ny olitra eny amin’ireny, ary tsy hovonoina ny afony.+ Dia ho zava-maharikoriko amin’ny olona rehetra ireny.”+
12 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana ka hodioviny tsara ny famoloany, ary ny vary hangoniny ho ao an-trano fitehirizana+ azy, fa ny akofa sy ny mololo kosa hodorany+ amin’ny afo tsy mety maty.”