16 Amin’izany andro izany, dia ho toy ny vehivavy i Ejipta ka ho tora-kovitra+ sy hatahotra, satria hanambana azy amin’ny tanany i Jehovah Tompon’ny tafika.+
12 Hataoko izay hahatonga ny vahoakanao ho lavon’ny sabatry ny mahery, dia ny mpitondra jadona rehetra eo amin’ireo firenena.+ Hofoanan’ireny ny reharehan’i Ejipta, ary haripaka daholo ny mponina ao aminy.+