FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 80:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Naharakotra ny tendrombohitra ny alokalony,

      Ary ny sampany naharakotra ny hazo sederan’Andriamanitra.+

  • Isaia 37:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ny mpanomponao no nampiasainao hihantsiana an’i Jehovah, ka hoy ianao:+

      ‘Ny kalesin’adiko maro be+

      No hiakarako eny amin’ny tendrombohitra avo indrindra,+

      Any amin’ny faritra lavitra indrindra ao Libanona.+

      Ary hokapaiko ny hazo sedera avo sy ny hazo zenevrie+ tsara indrindra any.

      Dia hiditra ao amin’ny toerana avo faran’izay lavitra any aho, any amin’ny alany mahavokatra.+

  • Ezekiela 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Nisy voromahery+ lehibe iray nanana elatra+ lehibe. Lava be ny volon’elany, ary rakotra volo samihafa loko izy. Tonga tany Libanona+ izy ka nalainy ny laingon’ny+ hazo sedera.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara