FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 63:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Izay mifofo ny aiko mba hamonoana ahy,+

      Dia ho lasa any amin’ny lalina indrindra amin’ny tany.+

  • Ezekiela 31:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Amin’izay dia tsy hisy ho lasa avo be intsony ny hazo vonton-drano, ary ny tendrony tsy hipaka amin’ny rahona. Tsy hisy ho avo be hanakatra ny rahona koa ny hazo mifoka rano. Hovonoina ho faty daholo mantsy ireny,+ ka hiaraka amin’ny zanak’olombelona ho any ambanin’ny tany,+ ho any amin’izay midina any an-davaka.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara