22 Dia hisy hilaza hoe: ‘Noho izy ireo nahafoy an’i Jehovah+ Andriamanitry ny razany, izay nitondra azy nivoaka avy tany Ejipta,+ ary nifikitra tamin’andriamani-kafa+ ka niankohoka teo anatrehan’ireny sady nanompo azy.+ Izany no nahatonga Azy hamely azy ireo tamin’izao loza rehetra izao.’”+