FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Josia Mpanjaka, dia nirahiny ho any an-tranon’i Jehovah i Safana+ mpitan-tsoratra, zanak’i Azalia zanak’i Mesolama, ka nilazany hoe:

  • 2 Mpanjaka 25:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana+ no notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka+ sisa navelany tany Joda.

  • 2 Tantara 34:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo+ nanjakan’i Josia, rehefa voadiony ny tany sy ny trano, dia nirahiny hanamboatra izay simba+ tamin’ny tranon’i Jehovah Andriamaniny i Safana+ zanak’i Azalia, sy Mahaseia lehiben’ny tanàna, ary Joa mpanoratra ny raharaham-panjakana, ilay zanak’i Joahaza.

  • Jeremia 26:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Narovan’i Ahikama+ zanak’i Safana+ koa i Jeremia, mba tsy hatolotra hovonoin’ny vahoaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara