Amosa 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa henoy àry ny tenin’i Jehovah: ‘Ianao mantsy niteny hoe: “Aza milaza faminaniana mamely ny Israely,+ ary aza miteny+ hanohitra ny taranak’i Isaka na indraim-bava aza.”
16 Koa henoy àry ny tenin’i Jehovah: ‘Ianao mantsy niteny hoe: “Aza milaza faminaniana mamely ny Israely,+ ary aza miteny+ hanohitra ny taranak’i Isaka na indraim-bava aza.”