FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa nanjary fiarovana mafy ho an’ny olona ambany ianao, fiarovana mafy ho an’ny mahantra ao anatin’ny fahoriany,+ fialofana amin’ny oram-baratra, ary fialokalofana+ amin’ny hafanana. Eny, fiarovana toy izany ianao rehefa misy olon-dozabe mamely mafy toy ny oram-baratra mifafy amin’ny manda.

  • Isaia 27:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hifanandrina aminy izy sady hanao kiakiaka mampahatahotra ka handroaka azy. Horoahiny amin’ny rivotra mifofofofo avy any aminy izy, dia rivotra mifofofofo mafy amin’ny andro isian’ny rivotra avy any atsinanana.+

  • Ezekiela 38:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hotsaraiko+ izy ka handefasako areti-mandringana,+ ary handriaka ny ra.+ Handatsahako oram-be mahatonga tondra-drano, ary koa havandra+ sy afo+ ary solifara, izy sy ny miaramilany ary ny firenena maro hiaraka aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara