Ezekiela 20:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 “Ry zanak’olona, mitodiha+ any amin’ny ilany atsimo ka mitenena+ amin’izay any atsimo, ary maminania momba ny alan’ny faritra atsimo. Ezekiela 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, mitodiha any Jerosalema, ary mitenena+ manandrify an’ireo toerana masina,+ ka maminania ny amin’ny loza hanjo ny tanin’ny Israely.+
46 “Ry zanak’olona, mitodiha+ any amin’ny ilany atsimo ka mitenena+ amin’izay any atsimo, ary maminania momba ny alan’ny faritra atsimo.
2 “Ry zanak’olona, mitodiha any Jerosalema, ary mitenena+ manandrify an’ireo toerana masina,+ ka maminania ny amin’ny loza hanjo ny tanin’ny Israely.+