Ezekiela 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Miray tetika hikomy ny mpaminany ao aminy.+ Sahala amin’ny liona mierona mamiravira remby izy ireo,+ ka olona* no hohaniny.+ Harena sy zava-tsarobidy no alainy.+ Nihamaro ny mpitondratena ao aminy noho ny nataon’izy ireo.+ 2 Petera 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanitsakitsa-bady+ izy ireo* sady tsy mety mitsahatra manota.+ Taominy koa ny olona* tsy miorina tsara. Manana fo efa nozarina hitsiriritra+ izy ireo, sady zanaka efa voaozona.+
25 Miray tetika hikomy ny mpaminany ao aminy.+ Sahala amin’ny liona mierona mamiravira remby izy ireo,+ ka olona* no hohaniny.+ Harena sy zava-tsarobidy no alainy.+ Nihamaro ny mpitondratena ao aminy noho ny nataon’izy ireo.+
14 Tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanitsakitsa-bady+ izy ireo* sady tsy mety mitsahatra manota.+ Taominy koa ny olona* tsy miorina tsara. Manana fo efa nozarina hitsiriritra+ izy ireo, sady zanaka efa voaozona.+