Genesisy 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Apetrako eny amin’ny rahona ny avako,+ ho famantarana ny amin’ilay fifanekena ifanaovako amin’ny tany. Apokalypsy 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tahaka ny vato jaspa+ sy vatosoa mena no fahitana an’ilay mipetraka,+ ary manodidina an’ilay seza fiandrianana dia nisy avana+ izay hoatran’ny emeraoda+ no fahitana azy.
13 Apetrako eny amin’ny rahona ny avako,+ ho famantarana ny amin’ilay fifanekena ifanaovako amin’ny tany.
3 Tahaka ny vato jaspa+ sy vatosoa mena no fahitana an’ilay mipetraka,+ ary manodidina an’ilay seza fiandrianana dia nisy avana+ izay hoatran’ny emeraoda+ no fahitana azy.