25 Matory amin-kenatra+ izahay, ary rakotry ny henatra,+ satria tamin’i Jehovah Andriamanitray izahay no nanota,+ dia izahay sy ny razambenay, efa hatramin’ny fahazazanay ka hatramin’izao.+ Ary tsy nankatò ny tenin’i Jehovah Andriamanitray izahay.”+
18 Fa hoy aho tamin’ny taranany tany an-tany efitra:+ ‘Aza manaraka ny fitsipiky ny razanareo+ na mampihatra ny didim-pitsarany,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampiny maharikoriko.+