Ezekiela 33:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Rehefa tanteraka izany, satria tsy maintsy ho tanteraka,+ dia tsy maintsy ho fantany fa nisy mpaminany teo aminy!”+ Jaona 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha ohatra ka tsy tonga aho ary tsy niteny taminy, dia tsy ho nanan-keloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny ny amin’ny helony.+
33 Rehefa tanteraka izany, satria tsy maintsy ho tanteraka,+ dia tsy maintsy ho fantany fa nisy mpaminany teo aminy!”+
22 Raha ohatra ka tsy tonga aho ary tsy niteny taminy, dia tsy ho nanan-keloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny ny amin’ny helony.+