FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Fa ianao kosa misikìna,*+ ary mitsangàna ka ambarao amin’izy ireo izay rehetra andidiako anao. Aza mihorohoro noho ny amin’izy ireo,+ sao ianao indray no hataoko mihorohoro eo anatrehany.

  • Ezekiela 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa hosokafako ny vavanao rehefa miteny aminao aho, ka izao no holazainao amin’izy ireo:+ ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony.’ Aoka hihaino izay te hihaino,+ ary aoka tsy hihaino izay tsy te hihaino, fa taranaka mpikomy izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara