2 Mpanjaka 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nahatezitra+ an’i Jehovah ny zava-nisy tany Jerosalema sy Joda, ka nesoriny tsy ho eo imasony ny olona tany.+ Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Babylona i Zedekia.+ 2 Tantara 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.
20 Nahatezitra+ an’i Jehovah ny zava-nisy tany Jerosalema sy Joda, ka nesoriny tsy ho eo imasony ny olona tany.+ Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Babylona i Zedekia.+
13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.