Nomery 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Hangonina any amin’ny razany+ i Arona, satria tsy hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely izy, noho ianareo roa lahy nikomy tsy nanaraka ny didiko, teo amin’ny ranon’i Meriba.+ Isaia 50:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanokatra ny sofiko i Jehovah Tompo Fara Tampony, ary izaho kosa tsy mba nikomy+ na nivily lalana.+
24 “Hangonina any amin’ny razany+ i Arona, satria tsy hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely izy, noho ianareo roa lahy nikomy tsy nanaraka ny didiko, teo amin’ny ranon’i Meriba.+
5 Nanokatra ny sofiko i Jehovah Tompo Fara Tampony, ary izaho kosa tsy mba nikomy+ na nivily lalana.+