Ezekiela 20:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 “‘Hifandahatra aminareo aho, sahala amin’ny nataoko tamin’ny razanareo tany an-tany efitr’i Ejipta’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. Mika 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+
36 “‘Hifandahatra aminareo aho, sahala amin’ny nataoko tamin’ny razanareo tany an-tany efitr’i Ejipta’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+