Ezekiela 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy izy tamiko: “Ry zanak’olona, hano izay hitanao. Hano io horonam-boky io,+ dia mandehana ka mitenena amin’ny taranak’Israely.” Apokalypsy 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Niteny tamiko indray ilay feo+ reko avy any an-danitra, nanao hoe: “Andeha raiso ilay horonam-boky mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo ambonin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany.”+
3 Ary hoy izy tamiko: “Ry zanak’olona, hano izay hitanao. Hano io horonam-boky io,+ dia mandehana ka mitenena amin’ny taranak’Israely.”
8 Niteny tamiko indray ilay feo+ reko avy any an-danitra, nanao hoe: “Andeha raiso ilay horonam-boky mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo ambonin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany.”+