33 Dia nafatotr’i+ Farao Neko+ tao Ribla+ any Hamata izy, mba tsy hanjaka tany Jerosalema. Ary nampandoavin’i Farao sazy+ ilay tany, dia talenta volafotsy+ zato sy talenta volamena iray.+
4 Ary nataon’i Neko+ mpanjakan’i+ Ejipta ho mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Eliakima+ rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta.+