FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nalaky niala tamin’ny lalana nasaiko nalehany izy.+ Nanao sarivongana zanak’omby tamin’ny volamena narendrika izy, ary miankohoka eo anatrehany sy manao sorona ho azy, sady miteny hoe: ‘Io ny Andriamanitrao, izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!’”+

  • Nomery 14:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny lehilahy rehetra izay nahita ny voninahitro+ sy ny famantarana nataoko+ tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra, nefa mbola mitsapa toetra+ ahy ihany efa impolo izay, ka tsy nihaino ny feoko,+

  • Salamo 78:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Impiry impiry moa izy ireo no nikomy taminy tany an-tany efitra,+

      Sy nanao izay nampalahelo azy tany amin’ny tany karakaina?+

  • Salamo 95:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Dia aza manamafy ny fonareo toy ny tao Meriba,+

      Sy toy ny tao Masa, tany an-tany efitra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara