30 Fa raha ny amiko kosa, dia tsy noho izaho manana fahendrena mihoatra noho ny velona rehetra akory no nampiharihariana tamiko izany zava-miafina izany,+ fa mba hampahafantarana kosa amin’ny mpanjaka ny hevitr’ilay nofy, ary mba hahalalanao ny eritreritry ny fonao.+