FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Maharikoriko an’i Jehovah izay rehetra manana fo mirehareha.+ Mety hifandray tanana izy ireo, nefa tsy ho afa-maina fa ho voasazy ihany.+

  • Isaia 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa hoy ianao anakampo: ‘Any an-danitra no hiakarako.+ Ambonin’ny kintan’Andriamanitra+ no hanandratako ny seza fiandrianako,+ ary hipetraka eny amin’ny tendrombohitra fivoriana+ aho, any amin’ny farany avaratra.+

  • Daniela 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary hoy izy:+ “Tsy ity ve no Babylona Lehibe, izay naoriko tamin’ny tanjaky ny heriko+ mba ho lapam-panjakana sy ho voninahitry ny fahamboniako?”+

  • Mika 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara