3 Dia hoy aho tamin’ny mpanjaka: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Nahoana moa aho no tsy ho maloka endrika? Rava ilay tanàna+ misy ny fasan-drazako,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+
4 Dia niteny tamin’ny mpanjaka tamin’ny teny aramianina+ ny Kaldeanina, hoe: “Ho ela velona anie ianao, ry mpanjaka ô!+ Ambarao amin’ny mpanomponao ilay nofy, dia holazainay ny heviny.”+