FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+

      Misy afo mandevona eo alohany,+

      Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+

  • Salamo 97:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Misy afo mivoaka eo anatrehany,+

      Izay mandevona ny fahavalony manodidina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara