FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy izy:

      “Tonga avy tany Sinay i Jehovah,+

      Ka nanjelanjelatra teo amin’izy ireo, eny, nanjelanjelatra avy tao Seira.+

      Namirapiratra avy tao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Parana+ izy.

      Anjely masina an’alinalina no niaraka taminy,+

      Ary teo ankavanany ny miaramila mpiadin’izy ireo.+

  • 1 Mpanjaka 22:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah:+ Hitako i Jehovah mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany,+ ary ny tafiky ny lanitra manontolo mitsangana eo akaikiny, eo ankavanany sy eo ankaviany.+

  • Salamo 68:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 An’aliny ny kalesin’adin’Andriamanitra, eny, arivoarivo.+

      Avy tany Sinay i Jehovah no nankao amin’ny toerana masina.+

  • Hebreo 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina

  • Joda 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Naminany momba azy ireny koa i Enoka,+ ilay taranaka fahafito avy tamin’i Adama, rehefa nilaza hoe: “Efa tonga i Jehovah, miaraka amin’ny anjeliny masina an’alinalina,+

  • Apokalypsy 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nahita aho, ary reko ny feon’ny anjely maro nanodidina an’ilay seza fiandrianana sy ny zavamananaina ary ny anti-panahy. Ary niisa alinalina+ sy arivoarivo+ izy ireo,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara