Isaia 63:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanjary toy ny olona tsy nofehezinao izahay nandritra ny fotoana ela, sady toy ny olona tsy mba nantsoina tamin’ny anaranao.+ Jeremia 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nahoana ianao no manjary toy ny olona very hevitra, sy tahaka ny lehilahy matanjaka tsy afa-mamonjy?+ Ianao anefa no eo aminay,+ Jehovah ô, ary antsoina amin’ny anaranao izahay.+ Aza dia afoy re izahay e!
19 Nanjary toy ny olona tsy nofehezinao izahay nandritra ny fotoana ela, sady toy ny olona tsy mba nantsoina tamin’ny anaranao.+
9 Nahoana ianao no manjary toy ny olona very hevitra, sy tahaka ny lehilahy matanjaka tsy afa-mamonjy?+ Ianao anefa no eo aminay,+ Jehovah ô, ary antsoina amin’ny anaranao izahay.+ Aza dia afoy re izahay e!