FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 31:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny intsony izy ireo+ hoe: ‘Mahalalà an’i Jehovah!’+ Fa hahalala ahy izy rehetra, manomboka amin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra”,+ hoy i Jehovah. “Fa havelako ny fahadisoany, ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany.”+

  • Lioka 1:77
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 77 ka hanome ho an’ny vahoakany fahalalana momba ny famonjena, amin’ny alalan’ny famelan-keloka,+

  • Romanina 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa tonga mpanompon’ny+ fahamarinana ianareo, satria novotsorana ho afaka+ tamin’ny ota.+

  • Hebreo 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Raha izany mantsy, dia ho voatery nijaly matetika izy nanomboka tamin’ny nanorenana+ izao tontolo izao. Fa ankehitriny, dia niseho+ indray mandeha monja+ izy mandritra ny fifaranan’ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity,+ mba hanaisotra ny ota amin’ny alalan’ny soron’ny tenany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara