Galatianina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+ Galatianina 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary enga anie ny fiadanana sy ny famindram-po ho amin’izay rehetra hanaraka tsara an’ity fitsipi-pitondran-tena ity, eny, ho amin’ny Israelin’Andriamanitra!+
29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+
16 Ary enga anie ny fiadanana sy ny famindram-po ho amin’izay rehetra hanaraka tsara an’ity fitsipi-pitondran-tena ity, eny, ho amin’ny Israelin’Andriamanitra!+