FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 30:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hanompo an’i Jehovah Andriamaniny izy ireo, ary hanompo an’i Davida mpanjakany+ izay notendreko hitondra azy.”+

  • Ezekiela 34:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hanendry mpiandry iray hikarakara ny ondriko aho,+ ka hanome hanina an’ireny izany mpiandry izany, dia i Davida mpanompoko.+ Izy no hanome hanina azy ireo ary izy no ho mpiandry azy ireo.+

  • Ezekiela 37:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hataoko firenena iray ihany izy ireo eo amin’ilay tany,+ eny amin’ny tendrombohitr’i Israely. Ary mpanjaka iray ihany no hitondra azy rehetra,+ ka tsy ho firenena roa intsony izy ireo sady tsy hizara ho fanjakana roa intsony.+

  • Amosa 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako+ ny trano rantsankazon’i+ Davida izay efa nirodana,+ ary hotampenako izay gorobaka eo amin’izy ireo. Ary haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava taminy ka haoriko ho toy ny taloha,+

  • Lioka 1:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+

  • Apokalypsy 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Izaho Jesosy dia naniraka ny anjeliko hitory aminareo izany zavatra izany ho an’ny fiangonana. Izaho no faka+ sy taranak’i+ Davida, sy ilay kintan’ny maraina+ mamirapiratra.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara