FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 29:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanao hadalana teo amin’ny Israely+ mantsy izy roa lahy. Nanitsakitsa-bady izy ireo ka naka vadin’olona+ ary naminany lainga tamin’ny anarako rehefa nilaza zavatra tsy nandidiako azy.+

      “‘“Izaho no mahalala izany sy vavolombelon’izany”,+ hoy i Jehovah.’”

  • Ezekiela 23:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Nanitsakitsa-bady+ mantsy izy roa vavy, ary misy ra eo amin’ny tanany.+ Nanitsakitsa-bady izy rehefa nanompo an’ireo sampiny maharikoriko.+ Tsy vitan’izany fa nodorany tao anaty afo ho sakafon’ireny sampy ireny koa ny zanany naterany tamiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara