Ohabolana 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny fahamarinan’ny tsy manan-tsiny no hampahitsy ny lalany,+ fa ny faharatsian’ny ratsy fanahy kosa no hahalavo azy.+
5 Ny fahamarinan’ny tsy manan-tsiny no hampahitsy ny lalany,+ fa ny faharatsian’ny ratsy fanahy kosa no hahalavo azy.+