FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+

  • Hosea 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Tsofy ao Gibea+ ny anjombona,+ ary tsofy ao Rama ny trompetra! Manaova hiakan’ady ao Beti-avena.+ Ao aorianao ao, ry Benjamina ô!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara