FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 24:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary hitako fa feno ahidratsy+ sy rakotra tsilo* izany, sady nirodana ny tamboho vato nanodidina azy.+

  • Isaia 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Amin’izany andro izany, dia tsilo sy ahidratsy fotsiny no haniry eny amin’ny toerana rehetra+ nisy foto-boaloboka arivo, izay nitentina farantsa volafotsy arivo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara