1 Samoela 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary tsy handainga+ ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ sady tsy hanenina, satria tsy olombelona izy ka hanenina.”+ Jeremia 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Ianao no nahafoy ahy’,+ hoy i Jehovah. ‘Tsy mitsahatra ny mihemotra ianao.+ Koa haninjitra ny tanako hamely anao aho, ka handringana anao.+ Efa sasatry ny manenina aho.+
29 Ary tsy handainga+ ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ sady tsy hanenina, satria tsy olombelona izy ka hanenina.”+
6 “‘Ianao no nahafoy ahy’,+ hoy i Jehovah. ‘Tsy mitsahatra ny mihemotra ianao.+ Koa haninjitra ny tanako hamely anao aho, ka handringana anao.+ Efa sasatry ny manenina aho.+